Safidiko (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zqwbq Sitrako Ray ô ny rqyyv tononkira.serasera.org ho zanakao
Ho tia sy vpkimn hankato ny didinao

Sitrako Jesoa ny ho toa Anao
Handia ny lalana nizoranao

Sitrako Fanahy ny ho tefenao
Ho tonga tempolinao masina

Ou ou ou ou
Tsy an-tery izany fa safidiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0585