O, hirao, hosana (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Indro tononkira.serasera.org voavonjy isika raha saika very avokoa
Ka ny rany izay nandriaka no nampiverina ny zo
2/
Ry sakaiza, eccvh ianao lalainy, ka iivmqqy tsy navela hikodia
Ny otanao dia nozakainy, nahafahany ka mifalia
Refrain :
Hirao, hosana, tsy sovgg nahatana Azy ny fasana
Hirao, hosana, tanteraka ny famonjena
Ambarao
Hosana, hirao, hirao ny hiram-pamonjena
Indro fa nitsangana Jesoa tia
Velona Izy, velona doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 669
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 13:48