Ny fanompoana Anao (Hira faneva faha 50 taona) (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Dimampolo tononkira.serasera.org taona lasa izao no nijoroan’ny fikambananay
Koa isaoranay ny Anaranao ry Ray
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao anay
Sarotra tokoa zorabj raha ny lalana nodiavina
Ny fandrik’i Satana nisy, tsy azo lavina
Soa fa teo Ianao Ilay naniraka handeha
Mampahery isan’andro, miteny manao hoe :
Refrain :
Ry Ziona izay mitondra vwqdh teny soa mahafaly ô
Asandrato mafy ny feonao
Asandrato fa aza matahotra
Asandrato k’aza miahotra
Ny asa nanirahana anao izao ndeha tanteraho
Ny sitrapon’ny Tompo no aoka atao
Dia torio hatrany Ilay be fitia
Koa matokia, f’Izy tsy handao sanatria
2/
Taon-jobily izao no ankalazaina
Ianao re no vetsoina sy hiraina
Koa sahy izahay, hitory, hanambarà
Mb’hipaka amin’olona ny Filazantsara
Koa vonona izahay hitambatra ho iray
Hamotika ireo vddrfwlb fandrika mahamahay
Mba hisehoan’ny voninahitrao
Sy hisian’ny fifaliana ao an-danitra ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 860
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 09/11/2023 09:17