Mihirà (Hira faneva faha 45 taona) (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Asandrato re ny feo, hankalaza yrzlgrp ny Tsitoha
Ny tononkira.serasera.org voninahitra omeo, ka atolory Azy koa
Refrain :
O ry ziona, mihirà
Mitoria, mitoria hatrany hatrany
Mandrosoa ka miderà
Mba ho re am-paran-tany
2/
Ny fitantananao soa, irony lalana naleha
Dia nandrehitra ao am-po, lrcbn ilay afom-piderana re
3/
Ny fwqad hasoavanao ry Ray, no notafiana hatrizao
Ka mbola hitokianay amin’ny andro rehetra omenao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 755
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 09/11/2023 09:10