Mihirà (Hira faneva faha 45 taona) (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Asandrato re ny feo, hankalaza ny Tsitoha
Ny voninahitra tononkira.serasera.org omeo, ka atolory Azy hzwtwgok koa
Refrain :
O ry ziona, cfuxd mihirà
Mitoria, mitoria hatrany hatrany
Mandrosoa ka miderà
Mba ho re am-paran-tany
2/
Ny fitantananao soa, irony lalana naleha
Dia nandrehitra ao am-po, ilay afom-piderana re
3/
Ny exgp hasoavanao ry Ray, no notafiana hatrizao
Ka mbola hitokianay amin’ny andro rehetra omenao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 757
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 09/11/2023 09:10