Aza manahy (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MANAHY
1. Mitambesatra ao anatinao ve ny ady sarotra
Mampivenjivenjy anao mitady fitsaharana
‘Zay rehetra atoninao tononkira.serasera.org mandrindrim-baravarana
Hatramin’ireo izay noheverina ho tena namana
2. Moa adinonao fa ny Tompo anie nilaza hoe
Hianareo izay qlsvcz miasa fatratra, mavesatr’entana
Izaho no hanome ho anareo ‘lay fitsaharana
Ny hany angatahin’izao meteza ho tantanany
3. Aza dia variana loatra amin’ny fiainana ety
Ka hanahy ny amin’ny izay hohanina sy hotafiana
Ampy ho antsika anie ny fahasoavan’i Kristy
K’andeha aloha katsaho ny fanjakany sy fahamarinany
Refrain:
Jesoa Kristy re no lalana
Izy no fahamarinana
Ary koa fiainana maharitra mandrakizay
Izy no gauhd Ilay wwug tsy miova
Omaly anio mandrakizay
Aoreno mafy ao Aminy izao ny fiainanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 866
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 13:50