Aza manahy (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MANAHY

1. Mitambesatra ao anatinao ve ny tononkira.serasera.org ady sarotra
Mampivenjivenjy anao mitady fitsaharana
‘Zay seanz rehetra atoninao mandrindrim-baravarana
Hatramin’ireo izay gmbfzx noheverina ho tena namana

2. Moa adinonao fa ny Tompo anie nilaza hoe
Hianareo izay miasa fatratra, mavesatr’entana
Izaho no hanome ho anareo ‘lay fitsaharana
Ny hany angatahin’izao meteza ho tantanany

3. Aza tooc dia variana loatra amin’ny fiainana ety
Ka hanahy ny amin’ny izay hohanina sy hotafiana
Ampy ho antsika anie ny fahasoavan’i Kristy
K’andeha aloha katsaho ny fanjakany sy fahamarinany

Refrain:
Jesoa Kristy re no lalana
Izy no fahamarinana
Ary koa fiainana maharitra mandrakizay
Izy no Ilay tsy miova
Omaly anio mandrakizay
Aoreno mafy ao Aminy izao ny fiainanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305