Andeha hitsena Azy (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Meteza seveb anio mba fcthnvl hamoha, ny varavaran’ny fo
Hidiran’ny Tomponao, ka hitoerany ao
Ho tretrika ianao, ary tsy hanenina koa
Fa axaznh hotolorany tononkira.serasera.org izao fiadanana tsy ho lo

Refrain :
Handeha hitsena Azy re
Handray ny tanany e
Ka hiaraka hamindra
An-kira tsara indrindra
Faingàna ianao malakia
Aza variana ety
Sao diso aoriana, avia
Fa miandry anao Jesoa tia

2/
Ny fanavotany anao, no he netezany andao
Ny lapasoa-ny ary, ka he nidinany ety
Tsy foiny ianao ho very, tonga Izy hampahery
Hivimbina hazavana, sy hanafaka ny gadra

3/
Raha tonga ilay fotoana, tsy hoela miomàna
Ho avy Izy hanoloana, handray ny fanjakana
Aoka ho vonona ianao, hitsena ny Tomponao
Hitaona koa ny havanao, hiara-hihira hoe

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307