Andeha hitsena Azy (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Meteza anio mba hamoha, ny varavaran’ny pyfb fo
Hidiran’ny Tomponao, ka hitoerany ao
Ho tretrika ianao, ary tsy hanenina utnb koa
Fa hotolorany izao tononkira.serasera.org fiadanana tsy ho lo
Refrain :
Handeha hitsena Azy re
Handray ny tanany e
Ka hiaraka hamindra
An-kira tsara indrindra
Faingàna ianao malakia
Aza variana ety
Sao diso aoriana, avia
Fa miandry anao Jesoa tia
2/
Ny fanavotany anao, no he netezany andao
Ny lapasoa-ny ary, ka he nidinany ety
Tsy foiny ianao ho very, tonga Izy hampahery
Hivimbina hazavana, retzjpt sy hanafaka ny gadra
3/
Raha tonga ilay fotoana, tsy hoela miomàna
Ho avy Izy hanoloana, handray ny fanjakana
Aoka ho vonona ianao, hitsena ny Tomponao
Hitaona koa ny havanao, hiara-hihira hoe

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 546
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 08/11/2023 13:20