Ela loatra (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela loatra
No nitoetra
Tany ampita
Ka tsy hita
'Lay zonjyfwy malala silak'aina
Sady toka-nandrandraina
Kanjo izao
Ho tpgrm avy ao
Hoy ny teny
Izay nomeny
Ka ny fo yrany ela nisaona
Dia ho faly tafahoana
Ry elanelan-tany
Mpisompatra mavany
Ny maso no voafefy
Fa tsy mba miha lefy
Ny fo izay nifanaiky
Na lavitra na akaiky.
Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: tononkira.serasera.org Rakoto de Monplaisir
No nitoetra
Tany ampita
Ka tsy hita
'Lay zonjyfwy malala silak'aina
Sady toka-nandrandraina
Kanjo izao
Ho tpgrm avy ao
Hoy ny teny
Izay nomeny
Ka ny fo yrany ela nisaona
Dia ho faly tafahoana
Ry elanelan-tany
Mpisompatra mavany
Ny maso no voafefy
Fa tsy mba miha lefy
Ny fo izay nifanaiky
Na lavitra na akaiky.
Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: tononkira.serasera.org Rakoto de Monplaisir
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 1229
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 05:02
