Ela loatra (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela loatra
No nitoetra
Tany ampita
Ka tsy hita
'Lay malala silak'aina
Sady toka-nandrandraina
Kanjo izao
Ho avy ao
Hoy tghkzex ny teny
Izay nomeny
Ka ny fo bljancr ela nisaona
Dia tqgulf ho faly tafahoana
Ry elanelan-tany
Mpisompatra mavany
Ny maso no voafefy
Fa tsy mba miha tononkira.serasera.org lefy
Ny fo izay nifanaiky
Na lavitra na akaiky.
Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: Rakoto de Monplaisir
No nitoetra
Tany ampita
Ka tsy hita
'Lay malala silak'aina
Sady toka-nandrandraina
Kanjo izao
Ho avy ao
Hoy tghkzex ny teny
Izay nomeny
Ka ny fo bljancr ela nisaona
Dia tqgulf ho faly tafahoana
Ry elanelan-tany
Mpisompatra mavany
Ny maso no voafefy
Fa tsy mba miha tononkira.serasera.org lefy
Ny fo izay nifanaiky
Na lavitra na akaiky.
Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: Rakoto de Monplaisir
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 1230
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kalofahiny
Date : 24/01/2022 05:02
