Miomàna (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Miomana ianao fa vahzn ho avy ny Tompo
Ka tononkira.serasera.org hitsara ny natao, zay rehetra vitanao
Miova dieny izao, sao ho tara ianao
Ka manomboka hgkvm anio, dia ny Tompo no fidio
Miovà ka manenena amin'ny ratsy vitanao
Fa Jesosy Famonjena mbola miandry anao
Raha tianao ny famonjeny e! Dia raiso Izy anio
Mandondona tsy an-tery e! Izy mba valio
2.Koa fohany dieny anio, zay mangeja anao ety
Ary izao no tadidio, Izy Ray no homba anao
Fadio ny miverina, amin'ny ratsy natao
Fa tsy sitraky ny Ray, ny hahavery anao indray
Ny handova paradisa, zay no sitrany ho anao
Ary koa ho mpiray Lova, Aminy indray
Tsy hisy intsony ny tomany e! Any an-danitra
Fifaliana hatrany hatrany e! Ny ao amin'ny Ray
Miova ka manenena, amin'ny ratsy vitanao
Fa Jesosy famonjena, mbola miandry anao

Fifaliana hatrany hatrany e! Ny ao amin'ny odvybgjf Ray

AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Rohy: