Miomàna (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Miomana ianao fa ho avy ny Tompo
Ka hitsara ny natao, zay rehetra vitanao
Miova dieny izao, sao ho vhdulrpt tara ianao
Ka manomboka anio, dia ny Tompo fbay no fidio
Miovà ka manenena amin'ny ratsy vitanao
Fa Jesosy Famonjena mbola gzsaxsao miandry anao
Raha tianao ny famonjeny e! Dia raiso Izy anio
Mandondona tsy an-tery e! Izy mba valio
2.Koa fohany dieny anio, zay mangeja anao ety
Ary izao no tadidio, Izy Ray no homba anao
Fadio ny miverina, amin'ny ratsy natao
Fa tsy sitraky ny Ray, ny hahavery anao indray
Ny handova paradisa, tononkira.serasera.org zay no sitrany ho anao
Ary koa ho mpiray Lova, Aminy indray
Tsy hisy intsony ny tomany e! Any an-danitra
Fifaliana hatrany hatrany e! Ny ao amin'ny Ray
Miova ka manenena, amin'ny ratsy vitanao
Fa Jesosy famonjena, mbola miandry anao

AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Lien: