Mihobia ho an'Andriamanitra (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an’Andriamanitra ry tany rehetra
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
Omeo voninahitr’Izy, ho fiderana Azy
Lazao amin’Andriamanitra hoe :
Endrey oltms mahatahotra ny asanao (ny asanao)
Mihobia ho an’Andriamanitra ry tany rehetra
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
Omeo voninahitr’Izy, ho fiderana Azy
Lazao amin’Andriamanitra hoe :
Endrey mahatahotra ny asanao (ny asanao)
Ny tany rehetra samy hiankohoka
Eo anatrehanao, ka gwvnt hankalaza Anao
Avia ka jereo ny asany
Mahatahotra ny zavatra ataony antsika olony
Misaora an’Andriamanitsika
Ry firenena rehetra
Ary asandrato ny feo fideran’Azy
Mankalaza ny voninahitry ny Anarany
Ny tany rehetra samy hiankohoka
Eo anatrehanao, ka hankalaza Anao

Mankalazà ny voninahitry ny tononkira.serasera.org Anarany
Omeo voninahitr’Izy, ho fiderana Azy
Lazao amin’Andriamanitra hoe dksqydj :
Endrey mahatahotra ny asanao (ny asanao)
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Lien: