Mihobia ho an'Andriamanitra (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an’Andriamanitra ry tany rehetra
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
Omeo voninahitr’Izy, ho fiderana Azy
Lazao amin’Andriamanitra hoe :
Endrey mahatahotra ny asanao (ny asanao)

Mihobia ho an’Andriamanitra ry tany rehetra
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
Omeo voninahitr’Izy, ho fiderana Azy
Lazao amin’Andriamanitra hoe :
Endrey mahatahotra ny asanao (ny asanao)

Ny tany rehetra samy hiankohoka
Eo anatrehanao, ka hankalaza Anao
Avia ka jereo ny asany
Mahatahotra ny zavatra ataony antsika olony

Misaora an’Andriamanitsika
Ry firenena rehetra
Ary asandrato ny feo fideran’Azy
Mankalaza ny voninahitry ny Anarany

Ny tany rehetra samy hiankohoka
Eo anatrehanao, ka hankalaza Anao
Avia ka jereo ny asany
Mahatahotra ny zavatra ataony antsika olony

Misaora an’Andriamanitsika
Ry firenena rehetra
Ary asandrato ny feo fideran’Azy
Mankalaza ny voninahitry ny Anarany

Mihobia ho an’Andriamanitra ry tany rehetra
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
Omeo voninahitr’Izy, ho fiderana Azy
Lazao amin’Andriamanitra hoe :
Endrey mahatahotra ny asanao (ny asanao)

AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 8
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 09/03/2026 13:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351