ENDREY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey, faly tokoa izao ny tontolo mihoby Anao
Ravoravo toa sambatra fa mankalaza Anao teraka
Endrey, faly tononkira.serasera.org tokoa izao ny tontolo mihoby Anao

Tsy ampy izao hira izao sy ny feoko hidera wohbnis Anao
Ka ny foko no omeko mba hitoero sy hanjakao
Omeko ho lapanao, ka hidiro fa foiko izao
Honeno re Jasoa Tompo, fa maniry indrindra Anao
Noely no kaloina satria tsaroana Jesosy zaza
Tonga nofo ho antsika, kanefa Tompon'ny lanitra

Tsy ampy izao hira izao sy ny feoko hidera Anao

Honeno re Jesoa Tompo, fa maniry indrindra Anao

Ka lppmjwuj ny foko no omeko mba hitoero sy hanjakao
Omeko cmjlwqdi ho lapanao, ka hidiro fa foiko izao

Fa maniry indrindra Anao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 928
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 19/03/2024 11:50