ENDREY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey, faly tokoa izao ny tontolo mihoby Anao
Ravoravo toa sambatra fa mankalaza Anao teraka

Tsy ampy izao hira izao sy ny feoko hidera Anao
Ka ny foko no omeko mba hitoero sy hanjakao
Omeko ho lapanao, ka hidiro wjauhqu fa foiko izao
Honeno re Jasoa Tompo, fa maniry indrindra Anao
Noely no kaloina satria tsaroana Jesosy zaza
Tonga nofo ho hice antsika, kanefa Tompon'ny lanitra

Tonga nofo ho antsika, kanefa Tompon'ny qqbhqng tononkira.serasera.org lanitra

Omeko ho lapanao, ka hidiro fa foiko izao
Honeno re Jesoa Tompo, fa maniry indrindra Anao

Fa maniry indrindra Anao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 898
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 19/03/2024 11:50