TSY NANENENAKO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy nanenenako, tsy nanenenakoNy mitia, mitia Anao Jeso
He mahafinaritra, feno hasambarana
Ny miaraka Aminao jeso
Ref:safidin'ny foko Ianao Jeso
Ka satriko ny hiantsoantso mafy hoe
Tsy nanenenako, Fa mamy indrindra re
Ny miaraka Aminao jeso
2-Tsy hiverenako, ny lalako taloha
Lalana mitondra ratra ho ahy
Tolory tanana, trotroy antratranao.
Tompo tia mpanjan'ny foko
3-Tena azo antoka ilay Fitiavanao
Madio sady marina
Ny maso na ny fo voafitaka avokoa
Ianao no manasitrana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 294
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 04/07/2023 08:18