TSY METY HANGINA AHO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety hangina aho, aho Tompo ô!
Tsy mety hangina aho, hidera Anao.
Réf: Tsapako tokoa fa lehibe y Anaranao (2fois)
Tsy ho rerak'aina nzzt ehkaunsv aho, abo Tompo !
Tsy ho rerak'aina aho, tononkira.serasera.org hanompo Ánao
Tsy mety no kivy aho, aho Tompo ô !
Tsy mety ho kivy aho, fa hanaiky anao
Tsy hanaiky ho resy aho, aho tompo ô!
Tsy hanaiky ho resy aho fa hanompo anao
Hanaiky foana aho, hanompo Anao
Na dxdom sarotra aza, ny làlana
Tsy mety hangina aho, hidera Anao.
Réf: Tsapako tokoa fa lehibe y Anaranao (2fois)
Tsy ho rerak'aina nzzt ehkaunsv aho, abo Tompo !
Tsy ho rerak'aina aho, tononkira.serasera.org hanompo Ánao
Tsy mety no kivy aho, aho Tompo ô !
Tsy mety ho kivy aho, fa hanaiky anao
Tsy hanaiky ho resy aho, aho tompo ô!
Tsy hanaiky ho resy aho fa hanompo anao
Hanaiky foana aho, hanompo Anao
Na dxdom sarotra aza, ny làlana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 416
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 04/07/2023 08:02
