TOMPO MALALA (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo malala ô! Atolotro Anao
Ny fiainako ety
Fiainana xsojco mahantra sy be tebiteby
Ary reraka am-po
Raiso fa foiko ho Anao ry Kristy
Ho tononkira.serasera.org Anao ho doria
Satriko hidera tsy hiato ny anaranao

Fa Aminao aicbxna ry avpzcta Jeso ny faniriako
Eo anilanao no tena tiako

Tompo malala ô! Ekeo ho Anao
Tompo malala ô! ny fiainako izao

Raiso fa foiko ho Anao ka anjakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403