Tafatsangana (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tafatsangana izao ny Tompo Jesoa
Haleloia,haleloia
Haleloia (Beso)
Resiny avokoa ireo rafiny
Haleloia,haleloia

                    Ref :Ô! Matokia (Beso)
                            Ô! matokia ianao
                            Ry mpanota (Beso)
                            Ô! Ry mpanota ô! Ô!
                            Atsaharo ny ahiahy ao am-po
                            Fa nandresy ny Tompo Jesoa

2.Ry mpamonjy ‘zay nety nisolo anay
Faly aho fa navotanao
Haleloia (Beso)
Ka ny zavatra azoko natao
Dia niantso Haleloia

3.Eny efa nitsangana ela Ianao
Ka nandresy ny fasana
Haleloia (Beso)
Ka namoha ny vavahady vaovao
Mba hidiran'ny mino ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadasa
Daty : 22/04/2026 08:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3429