JESO INDRO NY TENAKO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Jeso, indro ny tenako anio
Atolotro ho Anao
Mbola tena maloto anie izy io
Raiso ka mba sasao
ref:Andriamanitra ô!
lanao mpanadio
Mba ekeo ity tenako tsy tsara
Hafoiko ho Anao, ka mba iqtpmp ampiasao
2- Jeso, Indro wxmp ny foko anio
Atolotro ho Anao
Mbola ratsy loatra anio izy io
Raiso ka mba ovao
Andriamanitra ô!
lanao mpanavao
Mba ekeo ity foko izay tononkira.serasera.org tsy tsara
Hafoiko ho dfdnipm Anao ka mba iasao
3- Jeso, Indro ny fanahiko
Atolotro ho Anao
Feno pentimpentine anie izy io
Raiso ka mba fotsio
Andriamanitra ô!
lanao mpanadio
Mba ekeo ity fanahiko tsy tsara
Hafoiko ho Anao ka mba iraho
ref:Andriamanitra ô! lanao tokiko
Mba ekeo ity tenako, Fo sy Fanahy
Sasao sy ovao ka mba hanjakao
Atolotro ho Anao
Mbola tena maloto anie izy io
Raiso ka mba sasao
ref:Andriamanitra ô!
lanao mpanadio
Mba ekeo ity tenako tsy tsara
Hafoiko ho Anao, ka mba iqtpmp ampiasao
2- Jeso, Indro wxmp ny foko anio
Atolotro ho Anao
Mbola ratsy loatra anio izy io
Raiso ka mba ovao
Andriamanitra ô!
lanao mpanavao
Mba ekeo ity foko izay tononkira.serasera.org tsy tsara
Hafoiko ho dfdnipm Anao ka mba iasao
3- Jeso, Indro ny fanahiko
Atolotro ho Anao
Feno pentimpentine anie izy io
Raiso ka mba fotsio
Andriamanitra ô!
lanao mpanadio
Mba ekeo ity fanahiko tsy tsara
Hafoiko ho Anao ka mba iraho
ref:Andriamanitra ô! lanao tokiko
Mba ekeo ity tenako, Fo sy Fanahy
Sasao sy ovao ka mba hanjakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 623
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 17:06
