Tia ahy Jesoa (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

1.Tena resy lahatra aho
ry jeso zanaky ny avo
ary miaiky fa Ianao
mpamonjy tena mora azo
hahaleloia

2. Na mafy aza indraindray
Ny fiainana lalovana ety
Tsy manary ahy ny Ray
Tsy mahafoy fa mbola tononkira.serasera.orgtia
hahaleloia

3. Na dia be fahalemena
ity mpanompo tsy mahasoa
nefa kosa manantena
ny mbola hamindrnao fo
hahaleloia

4. Tsy mba foy ny tananao
fa mahavonjy fianana
sy mahare ny sofinao
fa tsy lalodalovana
Hahaleloia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 668
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 18/03/2015 15:19:49
ID : 7303

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo