Tia ahy Jesoa (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tena resy lahatra aho
ry jeso zanaky pgeosc ny avo
ary miaiky fa Ianao
mpamonjy tena mora azo
hahaleloia
2. Na mafy aza indraindray
Ny fiainana lalovana nsjxfe ety
Tsy manary ahy ny Ray
Tsy mahafoy fa mbola tia
hahaleloia
3. tononkira.serasera.org Na dia be fahalemena
ity mpanompo tsy mahasoa
nefa kosa manantena
ny mbola hamindrnao fo
hahaleloia
4. Tsy mba jfsjo foy ny tananao
fa mahavonjy fianana
sy mahare ny sofinao
fa tsy lalodalovana
Hahaleloia
ry jeso zanaky pgeosc ny avo
ary miaiky fa Ianao
mpamonjy tena mora azo
hahaleloia
2. Na mafy aza indraindray
Ny fiainana lalovana nsjxfe ety
Tsy manary ahy ny Ray
Tsy mahafoy fa mbola tia
hahaleloia
3. tononkira.serasera.org Na dia be fahalemena
ity mpanompo tsy mahasoa
nefa kosa manantena
ny mbola hamindrnao fo
hahaleloia
4. Tsy mba jfsjo foy ny tananao
fa mahavonjy fianana
sy mahare ny sofinao
fa tsy lalodalovana
Hahaleloia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1808
Likes : 0 Like
Created by : miorarobson
Date : 18/03/2015 15:19
