RY JESO Ö! AROVY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do tononkira.serasera.org dia EB

Ry Jesoa ô! Arovy ny fanahinay
Tsy ho azon’ny fakam-panahy
Fa be ny fahavalo ggqnr manodidina anay
Ka ampio izahay mba ho sahy

Ny tahotray, esory
Ka hery no adwixjdz atolory
Omeo saina vaovao
Hitodika aminao

Ry Jesoa ô! Arovy tantanonao zahay
Tys ho solafaka pieytfp ety an-dàlana
Fe be ny mpanangoly mitarika anay
Tsy hahatoky, tsy hihavana aminao.

Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/08/90)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308