RY JESO Ö! AROVY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia EB
Ry Jesoa ô! Arovy ny fanahinay
Tsy ho azon’ny fakam-panahy
Fa be ny fahavalo manodidina anay
Ka ampio izahay mba ho sahy
Ny tahotray, tononkira.serasera.org esory
Ka hery no slyfbph amohb atolory
Omeo saina vaovao
Hitodika aminao
Ry Jesoa ô! Arovy tantanonao zahay
Tys ho solafaka ety an-dàlana
Fe be ny mpanangoly mitarika anay
Tsy hahatoky, tsy poksq hihavana aminao.
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/08/90)
Ry Jesoa ô! Arovy ny fanahinay
Tsy ho azon’ny fakam-panahy
Fa be ny fahavalo manodidina anay
Ka ampio izahay mba ho sahy
Ny tahotray, tononkira.serasera.org esory
Ka hery no slyfbph amohb atolory
Omeo saina vaovao
Hitodika aminao
Ry Jesoa ô! Arovy tantanonao zahay
Tys ho solafaka ety an-dàlana
Fe be ny mpanangoly mitarika anay
Tsy hahatoky, tsy poksq hihavana aminao.
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/08/90)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 914
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:05
