MANKANESA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/mankanesa

MANKANESA ATY
ATY AMIKO IANAREO IZAY
MIASA FATRATRA
F IZAHO NO ANOME ANOME ANAREO FITSAHARANA

ento ny ziogako ka miara amiko fa malemy fanahy Aho
sady tsy miavona

ento zioga
ento zioga
malemy fanTsiky dia ampyahy
sady tsy miavona

MANAKANESA ATY
...
FIHITSAHA-
FIHITSAHA-
FIHITSAHARANA...
"izay tia ny ainy no mahavery izany fa izay mankahala ny ainy amin izao fiainana izao no hiaro izany ho amin ny fiainana mandrakizay"JAONA 12:25

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 797
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 18/03/2015 15:18:36
ID : 7306

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo