MANKANESA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANKANESA ATY
ATY AMIKO IANAREO IZAY
MIASA FATRATRA
F IZAHO NO ANOME ANOME ANAREO FITSAHARANA
ento ny ziogako ka tononkira.serasera.org miara amiko fa kknqxnmn malemy fanahy Aho
sady tsy miavona
ento zioga
ento zioga
malemy fanahy
sady tsy miavona
MANAKANESA ATY
...
FIHITSAHA-
FIHITSAHA-
FIHITSAHARANA...
"izay gqlcv tia ny ainy no mahavery izany fa izay mankahala ny ainy amin jqemg izao fiainana izao no hiaro izany ho amin ny fiainana mandrakizay"JAONA 12:25

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1783
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorarobson
Date : 18/03/2015 15:18