MAHARETA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qxcvwkq Mahareta amin’ny fivavahana ianao
Miambena amin’ny fisaorana
1-Tsy maheno ve ny Ray sa adinon’izahay
Ela loatra toa tsy andry
Aiza ihany hatramin’izao ny valimbavaka natao
Fa ny hafa to ambinina
2-Ka ny vavaka atao dia zay sitraky tononkira.serasera.org deytctt ny Ray
Fa cxwb tsy izay sitrakao
Mila fitsapana sy ilaina fisedrana ny finoana zay anananao
Mahareta Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 876
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 13:35