Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHARETA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahareta amin’ny fivavahana ianao
Miambena amin’ny fisaorana
1-Tsy maheno ve ny Ray sa adinon’izahay
Ela loatra toa tsy andry
Aiza ihany hatramin’izao tononkira.serasera.org ny valimbavaka natao
Fa ttqh ny kldn hafa to ambinina
2-Ka ny vavaka atao dia zay sitraky ny Ray
Fa tsy izay sitrakao
Mila fitsapana sy ilaina lhwg fisedrana ny finoana zay anananao
Mahareta Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 823
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35