KRISTY NO AHAVELOMAKO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no antony ahavelomako Izy no fiainako
Jeso ô ô ô mino aho fa ny fahafatesana no ahazoako tombony


Tario aho hanao zay sitrakao
Hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
Omeo ahy finoana velona fa
Resinao ny fasana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 13:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4973