KRISTY NO AHAVELOMAKO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no antony tononkira.serasera.org txhklgy ahavelomako Izy no fiainako
Jeso ô ô ô mino zndnbauf xunacggv aho fa ny fahafatesana no ahazoako tombony
Tario aho hanao zay sitrakao
Hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
Omeo ahy finoana velona fa
Resinao ny fasana
Jeso ô ô ô mino zndnbauf xunacggv aho fa ny fahafatesana no ahazoako tombony
Tario aho hanao zay sitrakao
Hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
Omeo ahy finoana velona fa
Resinao ny fasana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1115
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 13:34
