KINTANA MAZAVA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana mazava sy mamiratra
Nofitarikandro vaonivelatra
Hazavana vao tanaty kitroka
Nipariak’ery nanelatrelatra
Fanafahana sy fanavotana
ary tononkira.serasera.org famonjena koa no novimbininy
fiantsona ko izao tontolo izao mba hifankatia
fa tonga ny Mesia
Voninahitra ho an’Andriamanitra
voninahitra voninahitra
fiadanana bosburug ho ety antany ho an’ny olona
ankasitrahany
zay mifankatia baewrmz sy madio am-po
no tanteraka sy utnyffj ankasitrahana
tonony sy feony : RAKOTONIRINA Gervais
Nofitarikandro vaonivelatra
Hazavana vao tanaty kitroka
Nipariak’ery nanelatrelatra
Fanafahana sy fanavotana
ary tononkira.serasera.org famonjena koa no novimbininy
fiantsona ko izao tontolo izao mba hifankatia
fa tonga ny Mesia
Voninahitra ho an’Andriamanitra
voninahitra voninahitra
fiadanana bosburug ho ety antany ho an’ny olona
ankasitrahany
zay mifankatia baewrmz sy madio am-po
no tanteraka sy utnyffj ankasitrahana
tonony sy feony : RAKOTONIRINA Gervais
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1532
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:17
