KINTANA MAZAVA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana mazava sy mamiratra
Nofitarikandro vaonivelatra
Hazavana vao tanaty kitroka
Nipariak’ery nanelatrelatra
Fanafahana sy tononkira.serasera.org fanavotana
ary famonjena koa no xsbo novimbininy
fiantsona ko izao tontolo izao mba hifankatia
fa tonga ny Mesia
Voninahitra ho wduvuyrb an’Andriamanitra
voninahitra voninahitra
fiadanana ho ety antany dnnufm ho an’ny olona
ankasitrahany
zay mifankatia sy madio am-po
no tanteraka sy ankasitrahana
tonony sy feony : RAKOTONIRINA Gervais
Nofitarikandro vaonivelatra
Hazavana vao tanaty kitroka
Nipariak’ery nanelatrelatra
Fanafahana sy tononkira.serasera.org fanavotana
ary famonjena koa no xsbo novimbininy
fiantsona ko izao tontolo izao mba hifankatia
fa tonga ny Mesia
Voninahitra ho wduvuyrb an’Andriamanitra
voninahitra voninahitra
fiadanana ho ety antany dnnufm ho an’ny olona
ankasitrahany
zay mifankatia sy madio am-po
no tanteraka sy ankasitrahana
tonony sy feony : RAKOTONIRINA Gervais
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1454
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 11:17
