Jeso mofon'aina (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/jeso-mofonaina

Ry Jeso mofon aina
ankiniko Aminao
fa MARO FAHAVALO
izao fiainana izay mandalo izao
fiainana be fitsapana
sy vonto fahoriana
ka tsy azo antenaina
feno haratsTsiky dia ampyiana
FA NY DEVOLY MANDENDEHA
MITADY HARAPAKA
TAHIO AHO RY JESO

KOA AORENO HO TSARA
IZAY FINOAKO ANAO
TAHIO AHO RY JESO

ouh ouh trutrutrutrum
ouh ouh trutrutrutrum
ouh ouh ouh ouh ouh

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 835
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 18/03/2015 15:21:17
ID : 7302

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo