HITANAY NY FAHAZAVANA(hira faneva faha25 taona) (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Noho ny fitantanao natsanganao ny amboara
ho feo iray voakolokolo
hitory ny filazantsara
koa misaotr'Anao zahay
ry Jesoa fahazavana
zay tena nampiray anay
ka nampijoro ho tamana
2.Omeo ny hery avy aminao
@asa fitoriana
tsinjovy re ny irakao esory re ny hakiviana
ny aizina manaloka anay
Ianao hampisava
ho azo antoka ny dia satria Ianao no manazava
3.Apetrakay antananao
izay ampitsonay rehetra
o ry Jesoa fahazavana
fahazavana tsisy fetra
koa miangavy mitalaho
fa mbola lavitra ny dia
REF: Taona maro nifanesy
taona feno fiderana
nitsinjovanao anay
Amboaram-Peon'ny Fahazavana
fa ny fahazavanao no ahitanay fahazavana
satria mazava izao ny dia
koa asandrato ny Hosana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 1287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pounie1
Daty : 13/08/2015 08:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735