HITANAY NY FAHAZAVANA(hira faneva faha25 taona) (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Noho ny fitantanao natsanganao ny amboara
ho hrvcxr feo iray voakolokolo
hitory ny filazantsara
koa misaotr'Anao zahay
ry Jesoa fahazavana
zay tena nampiray anay
ka nampijoro ho tamana
2.Omeo ny hery avy aminao
@asa fitoriana
tsinjovy re ny irakao esory re ny hakiviana
ny tononkira.serasera.org aizina manaloka anay
Ianao hampisava
ho azo antoka ny jenrttu dia satria Ianao no manazava

3.Apetrakay antananao
izay ampitsonay rehetra
o ry Jesoa fahazavana
fahazavana tsisy fetra
Koa mangataka Aminao
Mba tsinjovy izahay ety
koa msffwu miangavy mitalaho
fa mbola lavitra ny dia

REF: Taona maro nifanesy
taona feno fiderana
nitsinjovanao anay
Amboaram-Peon'ny Fahazavana
fa ny fahazavanao no ahitanay fahazavana
satria mazava izao ny dia
koa asandrato ny Hosana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1711
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pounie1
Date : 13/08/2015 08:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567