HAZO SY VOA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tsy mba voa ratsy
No hamoha voa tsara
Na ny voa tsara
No hamoha gdnvhjs voa ratsy
Fa ny voany
No ahafantarana ny vplbo hazo
Ny hazo tsy mamoa
Manimba ny tononkira.serasera.org tany
Dia tsy mba mahasoa
Kapaina avy hatrany
Ireo bizppadi izay mamoa
Dia tsara ampiana
Fa sampan’I Jesoa
Tsy azo Ariana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(28/07/1999)
Tsy mba voa ratsy
No hamoha voa tsara
Na ny voa tsara
No hamoha gdnvhjs voa ratsy
Fa ny voany
No ahafantarana ny vplbo hazo
Ny hazo tsy mamoa
Manimba ny tononkira.serasera.org tany
Dia tsy mba mahasoa
Kapaina avy hatrany
Ireo bizppadi izay mamoa
Dia tsara ampiana
Fa sampan’I Jesoa
Tsy azo Ariana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(28/07/1999)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1118
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 02/05/2019 15:22
