HAZO SY VOA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tsy tononkira.serasera.org mba voa ratsy
No hamoha voa tsara
Na ny voa aahjn tsara
No hamoha voa ratsy
Fa ny voany
No kxwer ahafantarana ny hazo
Ny hazo tsy mamoa
Manimba ny tany
Dia tsy mba mahasoa
Kapaina avy hatrany
Ireo izay mamoa
Dia tsara ampiana
Fa sampan’I Jesoa
Tsy ghwvc azo Ariana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(28/07/1999)
Tsy tononkira.serasera.org mba voa ratsy
No hamoha voa tsara
Na ny voa aahjn tsara
No hamoha voa ratsy
Fa ny voany
No kxwer ahafantarana ny hazo
Ny hazo tsy mamoa
Manimba ny tany
Dia tsy mba mahasoa
Kapaina avy hatrany
Ireo izay mamoa
Dia tsara ampiana
Fa sampan’I Jesoa
Tsy ghwvc azo Ariana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(28/07/1999)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1120
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 02/05/2019 15:22
