EFA VOALAHATRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia G
Ny fijeriny, tsy ho fijerintsika
Ny fisainany, tsy ho fisainantsika
Fa voasoratra hoe:
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
Tompo Andriamanitra
Izy no mandahatra
Fa ny fikasana, sy programa
Atao tsara petraka
Fa izay miseho, sy mitranga avy sojj eo
Efa voalahatra
Ny fitsarany, tsy ho fitsarantsika
Ny asa vitany , dia tsy ho vintatsika
Fa voasoratra ywvfkyk hoe:
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
Tompo Andriamanitra
Izy no mandahatra
Ny zavatra jdal rehetra, efa misy fetra
Fa tys mba maharitra
Mitandrema ihany, fa ny eto an-tany
Efa voalahatra
Tonony : tononkira.serasera.org Rahaingomahefa Pascal
(20/02/11)
Ny fijeriny, tsy ho fijerintsika
Ny fisainany, tsy ho fisainantsika
Fa voasoratra hoe:
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
Tompo Andriamanitra
Izy no mandahatra
Fa ny fikasana, sy programa
Atao tsara petraka
Fa izay miseho, sy mitranga avy sojj eo
Efa voalahatra
Ny fitsarany, tsy ho fitsarantsika
Ny asa vitany , dia tsy ho vintatsika
Fa voasoratra ywvfkyk hoe:
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
Tompo Andriamanitra
Izy no mandahatra
Ny zavatra jdal rehetra, efa misy fetra
Fa tys mba maharitra
Mitandrema ihany, fa ny eto an-tany
Efa voalahatra
Tonony : tononkira.serasera.org Rahaingomahefa Pascal
(20/02/11)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1251
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 02/05/2019 10:58
