JESOA MPANAZAVA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hampahazava anao tononkira.serasera.org Kristy
Koa mifalia amin’ny fanantenana
Hampahazava anao Jesoa
Koa mazotoa bfmfwkg amin’ny fanompoana
Faly mankalaza Anao
Noho ny fitantananao
Na tsy mendrika aza aho
Mbola notahianao
Trat’izao fotoana izao
Ilay Fanahy Mpanavao
Manazava ny asa atao
Ka ny tarigetra izao
Hiezaka aho mba tsy hania
Fa ho mpinatr’i Kristy
Na dia be ny fitsapana
Zay mitaky fisedrana
Asa atao an-tsitrapo
Ny manompo Anao jgtba Jesoa
Tsy hiemotra aho fwkbima Jesoa
Koa mifalia amin’ny fanantenana
Hampahazava anao Jesoa
Koa mazotoa bfmfwkg amin’ny fanompoana
Faly mankalaza Anao
Noho ny fitantananao
Na tsy mendrika aza aho
Mbola notahianao
Trat’izao fotoana izao
Ilay Fanahy Mpanavao
Manazava ny asa atao
Ka ny tarigetra izao
Hiezaka aho mba tsy hania
Fa ho mpinatr’i Kristy
Na dia be ny fitsapana
Zay mitaky fisedrana
Asa atao an-tsitrapo
Ny manompo Anao jgtba Jesoa
Tsy hiemotra aho fwkbima Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 3219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : napoleon
Daty : 24/10/2007 06:47
