FITSAPANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio aho ry Jesoa
Mavesatra ny entako
Omeo tanjaka aho
Mila tsy hahazaka ireo fitsapana
Fa ny vady mamo lava maditra
Tsy mivavaka, masiaka
Ireo zanakay nangalatra
Fa nigadra any am-ponja
Fa ny vola hofa-trano tsy voaloha
Ny aretina eo ihany koa
Ny sakafony ano mangatsiaka
Kely ananako aza efa ritra
Ampio aho ry Jesoa
Mavesatra ny entako
Omeo tanjaka aho
Mila tsy hahazaka ireo fitsapana
Fa ny tononkira.serasera.org havana amin’izay mandatsa
Ka manararaotra mifosa
Ny uexqmlw ray aman-dreny nodimandry
Dia kamboty aho tsy satry
Te hivavaka ho kanefa indrisy
Na ptwy dia rakitra aza tsy miy
Ny akanjo indraymahamenatra
Fa maloto sady rovitra
Ampio aho ry Jesoa
Mavesatra ny entako
Omeo tanjaka aho
Mila tsy hahazaka ireo fitsapana lawkzql
Mavesatra ny entako
Omeo tanjaka aho
Mila tsy hahazaka ireo fitsapana
Fa ny vady mamo lava maditra
Tsy mivavaka, masiaka
Ireo zanakay nangalatra
Fa nigadra any am-ponja
Fa ny vola hofa-trano tsy voaloha
Ny aretina eo ihany koa
Ny sakafony ano mangatsiaka
Kely ananako aza efa ritra
Ampio aho ry Jesoa
Mavesatra ny entako
Omeo tanjaka aho
Mila tsy hahazaka ireo fitsapana
Fa ny tononkira.serasera.org havana amin’izay mandatsa
Ka manararaotra mifosa
Ny uexqmlw ray aman-dreny nodimandry
Dia kamboty aho tsy satry
Te hivavaka ho kanefa indrisy
Na ptwy dia rakitra aza tsy miy
Ny akanjo indraymahamenatra
Fa maloto sady rovitra
Ampio aho ry Jesoa
Mavesatra ny entako
Omeo tanjaka aho
Mila tsy hahazaka ireo fitsapana lawkzql
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 3075
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/11/2007 14:13
