Fa tsy ho foana (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Mazotoa fa aza malaina
Amin’ny fanompoana ny Tompo

Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana

Miareta ianTsiky dia ampyao
Amin’ny fahoriana

Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana

Fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny Tompo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 2031
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 18/05/2005 05:21:58
ID : 3119

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo