Vola (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia Bb

[Hatraiza kosa ny herinao vola?
Hatraiza koa ny herinao,
Sy ny tanjaka anananao?
Lavitranao be sorisory,
Ny akaikinao tsy matory,
Ny lazan'ny mpanananao ô,
manako ami'zao tany izao.
Antitra na tanora
tsy maintsy mitady vola. ] ×2

[Ny fahamarinana(marina)
voatakonao tononkira.serasera.org avy hatrany.
Ny fihavanana (havana)
voasalonao eto an-tany

Fitiavana anao tafahoatra vola
hadino ny any an-koatra.
Ry olombelon'ô,  mba lanjalanjao
ny ho avin'ity fiainanao.
Jesosy irery ihany
no mahavonjy eto upgrkw an-tany.] ×2

[Koa asio fiheverana,  ry olon-drehetra
ny vola xiag tsy azo hianteherana, misy fetra ô

Jeso lkersh no Tompo mahery
Izy no ilay tsy miova
Mpamonjy Mpiahy tokoa
Nandà nandresy ny vola
hanome lanitra ho valisoa.] ×2

A/C Burman
©Mangazaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Visites : 1239
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 26/12/2019 08:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526