Ingao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D[Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra. ] ×2
[Mendrika hoderaina ny Tompontsika
fa avo indrindra sy tena lehibe.
(Ingao) Ingao ny hira (Ingao) Ingao ny hira.
Ingao ny hirantsika hanakoako mafy hanerana ny tany ho ren'izao tontolo izao. ]
×2
Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra.
A/C Ndriana Rolando
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 670
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 24/12/2019 20:34