Ingao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
[Ingao tononkira.serasera.org ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra. ] ×2
[Mendrika hoderaina ny Tompontsika
fa avo indrindra sy tena lehibe.
(Ingao) Ingao ny hira (Ingao) Ingao ny hira.
Ingao albnyk ny hirantsika hanakoako mafy hanerana ny tany ho ren'izao ghlzek tontolo izao. ]
×2
Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao ifjecx hisandratra lavitra.
A/C Ndriana Rolando

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 1163
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34