Ingao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
[Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny syqiu Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra. ] ×2
[Mendrika hoderaina ny Tompontsika
fa avo indrindra sy tena lehibe.
(Ingao) Ingao ny hira (Ingao) Ingao ny hira.
Ingao ny hirantsika hanakoako mafy hanerana tononkira.serasera.org ny tany ho ren'izao rgubdzc tontolo ehvtoqj izao. ]
×2
Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra.
A/C Ndriana Rolando

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 1162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34