Avia, avia (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zamadub Key A
1- Avia, avia, avia ry ondry tena tsy foiko
Izaho no Mpiandry tsara
'zay tonga hikarakara
'ndeha ho aiza sy hankaiza,
ho aiza no alehanao tononkira.serasera.org ry tiako?
Jesosy Mpiandry anao no miantso izao.
Refrain 1 :
Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
Avia miverena fa mampahonena
Ry ondriko mania avia malakia. rvahhn
Miverina ny 1
2- Faly Aho, ipyz ravo Aho, faly Aho,
fa tafaverin'indray
'lay ondry efa saiky ho very
niradana lasa niery
trotroiko hampifoiko
ho averiko ho ao ambala indray
hiaraka amiko mandrakizay.
Refrain 2:
Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
hianao tokoa no namoizako
Ny Aiko rehetra tsy mba nasiako fetra.
Miverina ny 2
A/C Burman
1- Avia, avia, avia ry ondry tena tsy foiko
Izaho no Mpiandry tsara
'zay tonga hikarakara
'ndeha ho aiza sy hankaiza,
ho aiza no alehanao tononkira.serasera.org ry tiako?
Jesosy Mpiandry anao no miantso izao.
Refrain 1 :
Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
Avia miverena fa mampahonena
Ry ondriko mania avia malakia. rvahhn
Miverina ny 1
2- Faly Aho, ipyz ravo Aho, faly Aho,
fa tafaverin'indray
'lay ondry efa saiky ho very
niradana lasa niery
trotroiko hampifoiko
ho averiko ho ao ambala indray
hiaraka amiko mandrakizay.
Refrain 2:
Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
hianao tokoa no namoizako
Ny Aiko rehetra tsy mba nasiako fetra.
Miverina ny 2
A/C Burman
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 1129
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:35
