Avia, avia (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key A
1- Avia, avia,  avia ry ondry tena tsy lsxzhjq foiko
Izaho no Mpiandry tsara
'zay tonga hikarakara
'ndeha ho aiza sy hankaiza,
ho aiza no alehanao ry tiako?
Jesosy Mpiandry anao no miantso izao.

Refrain 1 :

Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
Avia miverena fa mampahonena
Ry ondriko mania avia malakia.

Miverina ny 1

2- Faly Aho,  ravo Aho, faly Aho,
fa tafaverin'indray
'lay ondry efa saiky ho very
niradana lasa niery
 trotroiko hampifoiko
ho bmppk averiko ho ao ambala indray
hiaraka tpcg amiko mandrakizay.
 
Refrain 2:

Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
hianao tokoa no namoizako
Ny Aiko rehetra tsy mba nasiako fetra. tononkira.serasera.org

Miverina ny 2

A/C Burman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Vangy : 1124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 24/12/2019 20:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559