Andrandraina (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref1:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Ianao miavia, mila Anao ny dcrmepht aty (x4)
1- Ray! Ianao no andrandrainay
satria namorona izao rehetra izao
sy ny fisianay
Ref1:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Ianao miavia, mila Anao ny aty
2- Ray! Andrandrainay koa
Ilay Zanakao
hanavotra foibj anay olona mania
Ref2:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Jesoa miavia, mila Anao ny aty
3- Ray! Miandrandra tononkira.serasera.org Fanahy
hitarika ny dia raha mbola miaina ety
Fanahy Masina
Ref3:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Fanahy miavia, mila uabczn Anao ny aty
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Ianao miavia, mila Anao ny dcrmepht aty (x4)
1- Ray! Ianao no andrandrainay
satria namorona izao rehetra izao
sy ny fisianay
Ref1:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Ianao miavia, mila Anao ny aty
2- Ray! Andrandrainay koa
Ilay Zanakao
hanavotra foibj anay olona mania
Ref2:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Jesoa miavia, mila Anao ny aty
3- Ray! Miandrandra tononkira.serasera.org Fanahy
hitarika ny dia raha mbola miaina ety
Fanahy Masina
Ref3:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Fanahy miavia, mila uabczn Anao ny aty
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Vangy : 1480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 27/11/2018 13:00
